|
|
|
|

Teny iditra 1  fifaneraserana
Fototeny  2 serasera
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :
Ohatra  6  Notohizan' I Lidy hatrany ny fifaneraserana tamin' Ingahy Rainimasy. [2.470#170]
7  Hatramin' izay dia sarotra ny nanasitrana ilay ratra teo amin' ny fifaneraserana. [2.356#47]
8  Raha izany ary, ny fifaneraseran' ny Malagasy tamin' ny Arabo, tamin' iny faritra atsimo atsinanana iny dia niafara tamin' ny fifangaroana tanteraka, ary very ny mahavahiny ireny Arabo ireny. [2.366#9]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19