Teny iditra fifanintsanana (hintsana)
Sokajin-teny anarana
Ohatra Hafana izany ny fifanintsanana ka asa raha ho tafita izy na tsia. [2.445]
Haiendriteny 
Tsotra : fifanintsanana, fifanintsanako, fifanintsananao, fifanintsanany, fifanintsanantsika, fifanintsananay, fifanintsananareo, fifanintsanan', fifanintsanan-, fifanintsanam-, fifanintsana-
Tovonana : -pifanintsanana, -pifanintsanako, -pifanintsananao, -pifanintsanany, -pifanintsanantsika, -pifanintsananay, -pifanintsananareo, -pifanintsanan', -pifanintsanan-, -pifanintsanam-, -pifanintsana-

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20