Teny iditra | hintsana | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Firarahana, filatsahana na fialana avy amin' ny toerana nisy azy, toy ny ravinkazo, na voankazo, na voninkazo, na volo [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Action de tomber pour les feuilles ou autre chose [1.196] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Fivaditsoratra | hantsina, hintsana |
Nohavaozina tamin' ny 2022/05/25 |