| Teny iditra | 1 fifankahazoana |
| Fototeny | 2 azo |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Haiendriteny |
|
| Ohatra |
6 Nampiahiahy fatratra an' Andriantsizakaina ny fifankahazoan-dRanary sy ny tovolahy maro.
[2.270#36]
7 Ho tapaka vetivety ity fifankahazoana. [2.499#71] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|