|
|
|
|

Teny iditra1  fifidy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#168] Celui ou ce oui mérite d’être choisi, manière de choisir
Ohatra  5  [1.353#] Nangatak' andro hono izy mivady mba hahitana izay ho raisina sy hieritreretany tsara fandrao diso fifidy ka manenina, nefa tsy ho azo averina ny efa vita.
Fototeny  6  fidy

Fivaditsoratra  7  fidify, fifidy

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21