|
|
|
|

Teny iditra1  fifindrana
Fototeny  2  findra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fiovana toerana: Mandany mandrakariva ny fifindrana trano
Fiovana ho: Rehefa amin' ny antoko iray ianao, sarotsarotra ihany ny fifindrana amin' ny antoko hafa
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] the act of moving; a change of residence
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] action de changer de domicile
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  8  fanandrify, fifindrana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21