|
|
|
|

Teny iditra1  figadragadra
Fototeny  2  gadragadra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Toetran' ny feo migadragadra, izany hoe ratsy faneno toy ny vilany vaky: Mahatsikaiky ny figadragadran' ny feon' Ibalita kely [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  L'état de la voix rauque, cassée [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20