|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  gadragadra
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haibiby: vorona
Fanazavàna teny malagasy  4  Karazam-borona (Pterocles) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  a bird; the sand grouse [Provincial] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6  oiseau. Espèce de Pterocles. [1.3]

Teny iditra (2/3)7  gadragadra
Sokajin-teny  8  anarana
Sampanteny 
9  Matoantenin' ny iharana :
10  Anarana :
11  Mpamaritra :
Voambolana  12  Feo
Fanazavàna teny malagasy  13  Fihararetrana feon' olona toy ny vaky na feon-javatra toy ny mitriatra nony voadona, tsy mikarantsana fa toa mitriatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  14  harshness of the voice, a rough voice
15  a flaw in the sound, as the sound of a cracked pot. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  16  voix sourde, cassée [1.3]

Teny iditra (3/3)17  gadragadra
Sokajin-teny  18  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  19  Mihararetra toa vaky, farimparina: Gadragadra ny feonao izany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  20  fêlé, rauque [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31