Teny iditra | figaingaina (gaingaina (gaina)) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Toetran' ny andro migaingaina, izany hoe mafana aoka izany tsy misy rahona [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | La lourdeur du temps, de la tête, l’état de ce qui est sec [1.3] | |
Tovy hevitra | figaina | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/12 |