Teny iditra | gaingaina (gaina) | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Hafanan' ny andro tsisy rivotra ary tsisy rahona, maina be [1.1] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Ardeur d'un soleil sans vent et sans nuage, se dit aussi de ce qui est trop sec [1.3] | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
Tovy hevitra | gaina [tsy fampiasa kokoa noho gaingaina] | |||||||||
Teny iditra | gaingaina | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny anglisy | See daindaina [1.2] | |||||||||
Fivaditsoratra | aingainga, gaingaina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/12 |