|
|
|
|

Teny iditra1  fihaingo
Fototeny  2  haingo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fomba entina mihaingo: Manao fihaingon' adala koa iny vehivavy iny
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#206] La manière de se parer
Ohatra  6  Ho tereko tenda ianao koa, fa adala fihaingo ihany koa! [2.245#]
7  Noheverina ho taovolo fanao vonjimaika fotsiny fa tsy tena fihaingo taloha ny tananivoho. [2.436#]

Fivaditsoratra  8  faingohi, faingohy, fihaingo

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21