| Teny iditra | 1 haingo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
20 Zavatra apetaka amin' ny akanjo na entina eny amin' ny tena mba hahatonga ny tena ho tsara jerena: Mahafinaritra ny haingon' akanjonao
21 Izay rehetra entina handravahana zavatra, ary na dia hatramin' ny ara-tsaina sy ara-panahy aza: Ho haingon' ny tokantranoko no hividianako io fanaka io / Be haingo loatra ny lahateniny [1.1] 22 zavatra entina na apetaka mba hahatsara jerena [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
23 an ornament
[1.2, 1.7] 24 a decoration, an embellishment. See ravaka [1.2] 25 trimmings [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
26 ornement
[1.3, 1.8] 27 parure [1.3, 1.8, 1.13] 28 décoration [1.3, 1.13] 29 embellissement [1.3] |
| Ohatra |
30 Noro kosa nanatona an-dreniny, dia velona ny resaky ny haingo.
[2.5#70]
31 hahazo izay tiany momba ireo haingo isan-karazany, ary Ingahibe no hampihanta azy amin' izany. [2.470#103] |
| Mpanahaka | 32 ravaka |
| Fikambanana | 33 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 10 misy ny teny hoe haingo |
| Ohabolana | 34 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 35 angiho, 36 Gihona, 37 gohina, haingo, 38 ongahy |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|