|
|
|
|

Teny iditra1  fihavanana
Fototeny  2  havana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.62#384] fiombonana an-tsaina sy fo ary fanahy izay tsy voatery ho eo amin' ny olona manana rohim-pifandraisana araka ny ra ihany fa na dia eo amin' ny samy hafa fianakaviana sy fihaviana aza. Fifankatiavana lalim-paka nifamatoran' ny mpiaramonina teo anivon' ny ankohonana, fianakaviana, namana sy tapaka ary fokonolona: Tandrovy mandrakariva ny fihavanana fa ny maty aza te ho maro ~ Ny fitia mifamaly no mahatsara fihavanana
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] blood relationship; friendship, comradeship
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.54] lien de parenté
7  [1.8] parenté de sang; amitié, bonnes relations
Ohatra  8  Vao mitsidi-doha ny fihavanana, dia tapahin-doha ny havana! [2.528#]
9  Ny fitandroana ny fihavanana no endri-panabeazana voalohany. [2.606#]
10  Fa izahay tsy hivezovezo fa ny fihavanana tokoa no nalehanay. [2.366#]
Kamban-teny 
Anaran' olona 
Lohateny  24  Tantaran-drazana hitadidiana ny fihavanana (Rainandriamampandry-Rabezandrina)
Ohabolana  25  Ohabolana misy io teny fihavanana io

Fivaditsoratra  26  fihavanana, fivanahana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20