|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  havana
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
4  Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  16 Ireo olona misy fifandraisana noho ny razana iombonana na noho ny fanambadiana: Misaona izy fa misy havany maty
17 Olona mifankatia amin' ny tena, sakaiza: Mandrosoa, tompoko; havana ianareo fa tsy olon-hafa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  18 a friend [1.2, 1.7]
19 a relation, an alliance. See sakaiza, longo [1.2]
20 a relative, an ally; cf. sakaiza [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  21 parent [1.3, 1.54, 1.8]
22 allié, ami [1.3, 1.8]
Ohatra  23  Be havana koa ianareo izany! [2.442#42]
24  Tsy manana havana koa, fa izaho irery. [2.332]
25  Tsy andalako havana, tsy ananako olon-tiana. [2.298#67]
26  Ary malahelo kandrefa mifaly koa amy ny izany ny havana. [2.48#272]
Voambolana  27  Fifandraisana: fianakaviana
Mpanahaka  28  anabavy, 29  anabavin-dray, 30  anadahy, 31  anadahin-dreny, 32  halam-patana, 33  hazo tapaky ny sampy, 34  kazaha, 35  rafozana, 36  rahalahy, 37  rahalahin-dray, 38  rahavavy, 39  rahavavin-dreny, 40  ray, 41  raibe, 42  razam-be, 43  razana, 44  reny, 45  renibe, 46  sakaiza, 47  sakelika, 48  vinanto, 49  vinantolahy, 50  vinantovavy, 51  zafy, 52  zafiafy, 53  zafimpaladia, 54  zafindohalika, 55  zafindria, 56  zafinkitrokely, 57  zafin' ny mpianadahy, 58  zafin' ny mpirahalahy, 59  zafin' ny mpirahavavy, 60  zafitsitorana, 61  zana-drahalahy, 62  zanadrahavavy, 63  zanaka, 64  zanak' anabavy, 65  zanak' anadahy, 66  zanak' olo-mpiana dahy, 67  zanak' olompirahalahy, 68  zanak' olo-mpirahavavy, 69  zaobavy, 70  zaodahy
Fikambanana  71  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 32 misy ny teny hoe havana
Ohabolana  72  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3) 73  havana
Sokajin-teny  74  anarana
Haiendriteny 
75  Tsotra :
76  Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny fameno :
Fanazavàna teny malagasy  79 Fanatsikerana ny lavenona ao anaty fatana mba hirehetan' ny afo tsara [1.1]

Teny iditra (3/3) 80  havana
Sokajin-teny  81  anarana
Haiendriteny 
82  Tsotra :
83  Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Fanazavàna teny malagasy  86 [Antesaka] havanana [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  87 [Antesaka] droite [1.82]

Fivaditsoratra  havana, 88 vahana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22