|
|
|
|

Teny iditra 1  fihinina
Fototeny  2 fihina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tazonina mafy amin' ny tanana tokana atao mikainkona tsara: Nofihininy tsara ao anaty tanana ilay vola nomeko azy
9 Tazonina mafy amin' ny tanana roa ampifandraisina tsara mba tsy hahafahan' ilay tazonina mikofoka: Raha vao tonga ny zanany dia nofihinin-dreniny tao an-tratrany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be grasped, to be pressed, to be squeezed. [1.2]
11 to be grasped, to be held tight [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 qu'on tient, qu'on retient [1.8]
Mpanahaka  13  giazana
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22