|
|
|
|

Teny iditra 1  fihina
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  19 Fitazonana mafy amin' ny tanana tokana atao mikainkona na amin' ny tanana roa ampifandraisina mba tsy hahafahan' ilay voatana mikofoka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  20 a grasp, a clutch, seizure by both hands. See fehitra, fikitra, fina [1.2]
21 a grasp, a grab, a clutching [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  22 action de tenir, de retenir [1.3#168, 1.8]
23 action de serrer, d'embrasser [1.3]
Fikambanana  24  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 10 misy ny teny hoe fihina

Fivaditsoratra  25 fahiny, 26 fanihy, 27 fihany, fihina, 28 hanify

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19