|
|
|
|

Teny iditra1  fihira
Fototeny  2  hira
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fomba entina mihira
Azo hiraina
Ohatra  5  Momba ny hiram-piangonana dia ny feony sy ny fomba fihira azy no hanompanana ny resaka. [2.606#]

Fivaditsoratra  6  farihy, fihary, fihira, hifira, hirafy, hirifa

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21