Teny iditra (1/4) | 1 hira |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Taisaka]
lalao, kilalao, hehy 4 [1.1] Fitohitohizam-peo misy miakatra sy midina, mafy sy malemy, namboarina mba hilaz ana fihetseham-po; feo mirindra mahafinaritra: Mahahontsa izay hira izay Tononkalo: Enga anie ny hirako hanony izay tomany (Ny Avana) Hirahira: Hira andaniana andro. (Misy hevitra ifandraisany: feonkira, tononkira, feovoalohany, saikiny, fasiny, tonera, torebiny, beso) |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] a song; music; play |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#249, 1.8] chant 7 [1.3] airs, musique vocale action de s'amuser avec des objets 8 [1.8] musique; jeux |
Ohatra |
9 [2.270] hira inona no nohiraintsika? 10 [2.356] Voatery naverina intelo ilay hira. 11 [2.4] Nony vita ny hira, gaga aho mbola velona ihany. |
Voambolana |
12 Feon-kira: (amin' ny ankapobeny) 13 Feo |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 20 kalo, kalokalo, vetso, vazo, antsa, atoa |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 25 Ohabolana misy io teny hira io |
Teny iditra (2/4) | 26 hira |
Sokajin-teny | 27 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
28 [1.78] [Bara]
anaran-gidro |
Fanazavàna teny anglisy |
29 [2.233] ring-tailed lemur (Lemur catta) |
Fanazavàna teny frantsay |
30 [2.233] maki, maki mococo, maque (Lemur catta) |
Voambolana |
31 Haibiby: mampinono |
Tovy hevitra | 32 hirana |
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
110 Ny Gidro |
Sary |
|
Teny iditra (3/4) | 112 Hira |
Sokajin-teny | 113 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
114 [1.38] Lehilahy avy tany Adolama, ary sakaizan'i Joda. Izy no nampitondrain' i Joda ny zanak' osy ho an' i Tamara |
Fanazavàna teny anglisy |
115 [2.996] Hirah |
Fanazavàna teny frantsay |
116 [2.996] Hira |
Voambolana |
117 Soratra Masina |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 118 Toko sy andininy momba Hira |
Teny iditra (4/4) | 119 Hirà |
Sokajin-teny | 120 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny anglisy |
121 [2.996] Ira |
Fanazavàna teny frantsay |
122 [2.996] Ira |
Voambolana |
123 Soratra Masina |
Tsipelina hafa | 124 ira |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 125 Toko sy andininy momba Hirà |
Fivaditsoratra | 126 hari, hary, hira, riha |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/28 |
![]() |