Teny iditra |
fihirana
(hira)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Ny asa atao rehefa mihira Tonon-kira voasoratra ka hiraina any an-trano fiangonana Boky misy tonon-kira [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | See hira. [1.2]
|
| The act of singing; a hymnbook [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Action de chanter; recueil de cantiques [1.8]
|
Ohatra | Dia lasa izy mivady mankany an-tanàmbe mivimbina baiboly sy fihirana.
[2.356]
|
Lahatsoratra |
|
Teny iditra |
fihirana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tanosy]
Haravoana [1.78]
|
|