|
|
|
|

Teny iditra1  fihoarana
Fototeny  2  hoatra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fandinganana: Fihoarana tamboho
5  Fisongonana: Nahafaly azy ny fihoarana an' ilay mpahazo voalohany isam-bolana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6  L’action de dépasser, l’endroit [1.3#256]
7  dépassement [1.13]
Ohatra  8  ny fihoarana amin' ny fandaniana voafetra (les dépassement de la puissance souscrite) [4.12]
9  Ary rehefa tafataingina teo an-tampon'ny fihoarana dia niato hitazana, fa eo no mizara ny fitazanana; [2.588#]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  11  afahirano, fahoriana, fiahorana, fihaorana, fiharoana, fihoarana, firoahana, ifoharana, iharofana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/09