Teny iditra fihomboana (hombo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Firaiketana amin' ny..., fifantsihana amin' ny...: Ny fihomboan' i Kristy teo amin' ny hozofijaliana
Fihamafisan' ny aretina: Ny fihomboan' ny aretiny no nitondran' ny havany azy tany amin' ny hopitaly [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Aggravation [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05