|
|
|
|

Teny iditra 1  hombo
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  19 Hazo na vy kely anentsenanaloaka, anakambanan-javatra roa simaka; fanararaotana tenin' olona mba hamelezana azy ihany; fihamafisan' aretina: Hay tsy varavarana hombo vy fa hazo fisaka midity harongana (Rajaonah Tselatra) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  20 an iron or wooden spike or peg [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  21 cheville en bois ou en fer, clou [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19