|
|
|
|

Teny iditra1  fihota
Fototeny  2  hota
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fomba fanao rehefa mihota, izany hoe mitsakotsako zavatra hakana tsirony fotsiny fa aloa rehefa avy eo [1.1]

Fivaditsoratra  5  fihota, fitaho, fitoha, fohita, tafiho, tifaho

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20