Teny iditra |
hota
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala]
Fomba fitsako zavatra efa avy notsakoina ka aloa ndray fa tsy atelina [1.78]
|
| Hanina notsakoina ka aloa; hanina voatsakon' ny reny ka omeny ny zanany: Tsy tsara ny manome hota ny zaza [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Anything chewed [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Bouchée de nourriture mâchée par la mère et donnée ensuite à l’enfant [1.3]
|
| Bouchée de nourriture qu'on mâche [1.8]
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
hota
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | (dans le Sud) Ce serait le nom d'une herbe indéterminée d'après Dandouau. [1.196]
|
Voambolana |
|