Teny iditra | fihotsahana (hotsaka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fianjerana, firodanana noho ny fahavontosan-drano: Ndeha jereo, ry Ikoto, izany fihotsahan' ny tamboho izany [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | éboulement, glissement [1.13] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |