| Teny iditra | 1 hotsaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
13 Tany be fotaka, honahona, na toerana petsapetsa lava: Mampidi-doza ny mandeha amin' ny hotsaka
14 Lena tanteraka, vonto: Hotsaky ny orana ny akanjony 15 Rakotra: Hotsaky ny hatina ny tenany manontolo [1.1] 16 [hôtsaka] [Bezanozano] honahona [1.78] |
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 18 hatsoka, hotsaka, 19 katsaho |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|