Teny iditra | fikakàka (kakàka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba enti-mikakàka Feon' ny akohovavy ndeha hanatody [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Manière de glousser, de caqueter [1.3] | |
Voambolana | Haibiby: (amin' ny ankapobeny) ~ Feo | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |