|
|
|
|

Teny iditra 1  fikelezana
Fototeny  2 kely
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :
Ohatra  6  Na izany aza, noho ny fikelezan' ain' ny mpianatra dia nandroso tsara izy. [2.649#43]
7  Dia hoy izy roa lahy: "Valin' ny fahendrena sy ny fikelezan-aina ary ny fahafetsenay. [2.293#33]
Fikambanana  8  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe fikelezana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19