Teny iditra | fikitrohana (kitroka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fifanerena, fifanizinana: Mahagaga ny fikitrohan' ny hazo amin' itỳ ala itỳ Fidilorana: Any (amin' ny afobe) no misy fitomaniana sy fikitroha-nify [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2024/02/02 |