|
|
|
|

Teny iditra1  fikobanana
Fototeny  2  kobana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fihetsehan' ny rano indray, izay efa nandry nilamina tsara; fitsobohan' ny lamba sasana ao anaty rano madio mba ho afa-dranon-tsavony; fihontsankontsanana, fahalalahan' ny akanjo loatra
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#344] L’action de remuer, l’instrument

Fivaditsoratra  6  fanabonaky, fibonanaka, fikobanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21