Teny iditra | fikodia (kodia) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomban' ny zavatra na olona mikodia, izany hoe mivadibadika ambony sy ambany na mihodinkodina eo am-pandehanana [1.1] | |
Fivaditsoratra | fikodia, idokafy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |