Teny iditra | 1 fikohokoho |
Fototeny | 2 kohokoho |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Voambolana |
4 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) 5 Toe-karena: fiompiana 6 Feo |
Fanazavàna teny malagasy |
7 Fomba entina mikohokoho, na miantso ny akoho 8 Feon'ny akohovavy miantso ny akohokely zanany [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
9 Manière d’appeler [les volailles] [1.3#347] |
Nohavaozina tamin' ny 2024/02/02 |