|
|
|
|

Teny iditra1  fikonainaika
Fototeny  2  konainaika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fomban' ny olona na biby mikonainaika, izany hoe mitolokoloko sy mikonetaka [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05