Teny iditra | konainaika (konaika) | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fidridridridriana sy fararemotra, tolokoloko sy fikonetahana. [1.1] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Tovy hevitra | konaika | ||||||||||||
Fivaditsoratra | akanikanio, konainaika |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |