|
|
|
|

Teny iditra1  fikopahana
Fototeny  2  kopaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fihetsiketsehan' ny zavatra iray izay tsofin' ny rivotra: Mahafinaritra ny mijery ny fikopahan' ny raina!
5  Fihetsiketsehan' ny elatry ny vorona rehefa manidina: Miadana ny fikopahan' ny elatry ny vorona lehibe [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  A fan [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7  Eventail, ventilateur [1.3#169]
Ohatra  8  ny ora lany foana tamin' ny fikopahana afon' arina sy ny fantsakana ary ny fivezivezena any an-tsena. [2.285#]
Tovy hevitra  9  fikopaka#mg.n

Fivaditsoratra  10  fikapohana, fikopahana

Nohavaozina tamin' ny 2024/02/02