| Teny iditra | 1 kopaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
18 Fihefahefan' ny zavatra; fanetsiketsehan' ny vorona ny elany rehefa manidina; fivoha sy fihidin' ny varavarana; fihetsiketsiky ny ravina tsofin' ny rivotra; lafiny mihodina amin' ny varavarana: Misy kopa-droa ny varavaranay
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
19 a flapping
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
20 action de s'agiter comme les ailes d'un oiseau
[1.8] |
| Ohatra |
21 Avy eo izy vao nanao ilay iray, izay toa kopaka sy zara fa vita fotsiny no nanaovany azy.
[2.472#]
|
| Fikambanana | 22 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 8 misy ny teny hoe kopaka |
| Fivaditsoratra | 23 kapôka, kapoka, kopaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19 |
|