|
|
|
|

Teny iditra1  fikotona
Fototeny  2  kotona
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fomba na toetran' ny zavatra mikotona, izany hoe mifanety, mifanizina fatratra

Fivaditsoratra  5  afontiko, fiantoko, fikotona, fitokoan, fitokona, fotaniko, notafiko, tinafoko

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21