|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  kotona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Hazo maina na volotsangana norarina mba hipetrahan' ny tafo tamin' ny trano malagasy fahiny
Toetran' ny zavatra mikotona tsara sy mifanety, mifanizina fatratra
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
7  Mpamaritra :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)9  kotona
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny frantsay  11  [1.196] (comme adjectif, le même mot veut dire : serré, comme les cheveux sur la tête. Allusion aux feuilles linéaires et très nombreuses). Hydrotriche hottoniiflora Zucc. (Plantaginaceae). Plante aquatique immergée, à jolies fleurettes poussant hors de l'eau. Elle a été introduite en Europe par les aquariophiles. Voir aussi volonkotona. [Sakalava]
Voambolana  12  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  14  antoko, atokon, kanoto, kotano, kotona, natoko, ontako, tokoan, tokona

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02