Teny iditra | 1 fikotrohana |
Fototeny | 2 kotroka |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Fipoahana: Fikotroha-nify (enti-milaza fijaliana tsy eran-tany ka mahatonga fangovitan' ny tena, fipoapoahan' ny nify mikatrokatroka) 5 Fianjerana mitalakotrokotroka [1.1] |
Fivaditsoratra | 6 fikotrohana, hifontroaka, hofantariko |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |