|
|
|
|

Teny iditra1  filaminana
Fototeny  2  lamina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fipetrahan' ny zavatra tsara eo amin' ny anjara toerany avy: Ny filaminan' ny fanaka ao an-trano
5  Fiaraha-mitoetra amim-piraisan-tsaina: Mahafinaritra ny filaminan' ny mpiara-monina ao amin' ny fokontany
6  Firindrana, tsy fisian-javatra manembantsembana: Aza matahotra ianao fa mandeha amim-pilaminana ny raharahantsika [1.1]
Kamban-teny 
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny filaminana io

Fivaditsoratra  9  familinana, filaminana, mifanalina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05