|
|
|
|

Teny iditra 1  filoha
Fototeny  2 loha
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :
Fanazavàna teny malagasy  6 Olona nofidina na notendrena ho lehibe sy mpitarika fikambanana iray na firenena na antoko: Ny filohan' ny Nosy. / Noraisin' ny filohan' ny fikambanan' ny mpanao gazety izy (Mazàna ny lehiben' ny antokon-draharaha kosa na ny tompon' andraikitra amin' ny sokajin-draharaha iray, dia atao hoe Tale) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 the head, the director [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 chef, directeur [1.8]
Ohatra  9  Anambaran' ny vahoaka ny hetahetam-pony ny filoha. [2.445#]
10  Nanendry filoha vaovao isam-pianakaviana i Fohiloha. [2.508#]
11  Ny Minisitra misahana ny Fitsarana no filoha lefitra. [1.320#]
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe filoha
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 filaho, filoha, 15 fôhaly, 16 folahy, 17 lafiho

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21