Teny iditra | filokana (loka) | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Filalaovana vola, filalaovana amin' ny fifanambazana vola [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | Gambling, a lottery [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Action de parier, de jouer de l'argent [1.8] | ||
Kamban-teny |
| ||
Fivaditsoratra | fanolika, filokana, finolaka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |