Teny iditra (1/3) | 1 loka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Taisaka]
antoka 4 [1.1] Fanamby ifanaovana: Andeha hanao loka, hoy ny sokatra tamin' ny bitro, fa izaho no ho tonga voalohany erỳ ambody hazo erỳ Zavatra omena an' izay mahazo amin' ny fanamby: Inona no hatao loka, hoy ny bitro tamin' ny sokatra? Lalao ifanambazana vola, ka ny mahazo dia izay maharesy (karatra), na izay naka ny mahery (baolina), na izay naka ny tonga voalohany (hazakaza-tsoavaly): Lany tamin' ny loka ny fananany Valisoa omena an' izay voalohany amin' ny olona maro nifaninana: Anio no fizaran-doka ho an' ny mpianatra ao Ananona |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] a bet; stakes in betting; a prize |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] pari, gageure, prix |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny loka io |
Teny iditra (2/3) | 18 loka |
Sokajin-teny | 19 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
20 [1.1] Fanipazana lefona, pala, fiadiana..., na fianarana miady amin' ny lefona |
Sampanteny |
|
Teny iditra (3/3) | 22 loka |
Sokajin-teny | 23 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
24 [1.196] . Nom des nourritures les plus grossières, souvent des tubercules de plantes sauvages ou des tubercules très féculents, lourds à digérer. [Betsileo]
25 [Bara] |
Voambolana |
26 Haizavamaniry |
Fivaditsoratra | 27 alok, kalo, kola, kolà, lako, loka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |