Teny iditra 1/2 filongoana (longo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Trano fivoriana mangingina hanaovana tetidratsy [1.1]
Tovy hevitra trano filongoana
Kamban-teny 

Teny iditra 2/2 filongoana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Mahafaly] Fihavanana [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20