| Teny iditra (1/2) | 1 longo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
6 [Bara] havana
[1.78] 7 [Sihanaka+Tanosy] sakaiza [1.78] 8 [Bara+Sihanaka] namana [1.78] 9 [Sakalava] sakaiza, namana [1.1] 10 Namana na sakaiza mpiaraka manao ratsy 11 Sakaiza, havana: Longoko ianao [1.1] 12 [Masikoro] havana amin'ny heviny malalaka [2.606#152] |
| Fanazavàna teny anglisy |
13 a friend; a companion in evil-doing
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 [Provincial] ami, compagnon
[1.8] 15 ami, camarade, personne avec qui on a de bons rapports [1.196] |
| Ohatra |
16 Neniko mama Toy Ravaly tsy hiala Ka longo a vady.
[2.606#]
|
| Fikambanana | 17 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe longo |
| Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 19 longo |
| Sokajin-teny | 20 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
21 [Sakalava+Tsimihety] On appelle ainsi une plante à fibre commune autour des habitations. Voir Decary, Annales Musée Colonial Marseille 1946, p. 83.
[1.196] |
| Voambolana | 22 Haizavamaniry |
| Fikambanana | 23 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe longo |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|