Teny iditra | 1 findramana |
Fototeny | 2 indrana |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fangatahana zavatr' olona mba hanaovana (ohatra akanjo) na hiasana (ohatra angady) vetivety Fiangaviana olona mba hanao raharahan' ny tena |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] the parties of whom things are frequently borrowed, a lender. |
Fivaditsoratra | 6 famindrana, findramana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |