Teny iditra (1/3) | 1 indrana |
Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Zavatr' olona ampiasain' ny tena izay haverina rehefa avy nanaovana: Lamba indrana itỳ anaovako itỳ fa very omaly ny ahy. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] borrowed. It is used when the very thing borrowed is to be returned ; samborina (sambotra) being used when an equivalent is to be given back. Thus indrana would refer to a borrowed knife, etc., and samborina to money etc. [mal. Injam.] 5 [1.7] the article to be returned borrowed |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] ce qu'on a emprunté emprunté |
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 11 indramaso, indrambity, indrambolondoha, indranorona, indrantsomotra |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/3) | 14 indrana |
Sokajin-teny | 15 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
16 [1.7] the outer edges |
Fanazavàna teny frantsay |
17 [1.8] les bords extérieurs |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/3) | 20 indrana |
Sokajin-teny | 21 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
22 [1.78] [Tambahoaka]
[indraña] iry 23 [1.78] [Bezanozano] iry |
Fivaditsoratra | 24 andrain, andrian, andrina, anindra, iandran, indrana, nandrai, nandray, nandria, naridan, Narinda, Ndriana, niadran, niandra, niradan |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |