Teny iditra fingadona (ngadona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra mingadona, izany hoe midona (toy ny feo re avy amin' ny tongotra mamindra na avy amin' ny fanoto itotoam-bary) [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20