Teny iditra | 1 finlandey |
Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1][failandey] Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Failandy: i Helsinki no renivohitry ny Failandey [failandey] Mikasika an' i Failandy, an' i Failandy na avy any Failandy: Fanamboarana koba fanaovan-taratasy no orinasa failandey malaza indrindra |
Voambolana |
4 Haitoetany: firenena, foko |
Mpanahaka | 5 finlandy |
Teny nalaina | 6 Soratra misy io teny finlandey io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12 |
![]() |