Teny iditra | fintana | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Vy kely ohatra ny paingotra misy motiny atao fanjonoana trondro. [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A hook on a string. See farango, vintana. [1.2] | |||||||||||||||
A fishhook [1.7] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Hameçon [1.3, 1.8] | |||||||||||||||
Voambolana | Fitaovam-piasana | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny fintana io | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | fananty, faninta, fantina, fintana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |